Leviticus 14:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lalàna ny amin’ny boka raha tsy tratry ny ananany izay fanatitra hanadiovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lalàna momba ny fidiovan’izay nanana fery habokana ka tsy ampiampy fananana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no fepetra momba ny marary hoditra eo amin’ny fanadiovana azy, raha tsy misy harena firy ananany.
Malagasy Bible 1865
Izany no lalàna ny amin'ny boka, raha tsy tratry ny ananany izay hanadiovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lalàna ny amin’ny boka raha tsy tratry ny ananany izay fanatitra hanadiovana azy.
malagasy
Izany no lalàna ny amin'ny boka, raha tsy tratry ny ananany izay hanadiovana azy.