Leviticus 14:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any amin’ny tany Kanana izay omeko ho taninareo ianareo, raha misy trano hasiako lomotra amin’ny tany fanananareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafiditra any amin’ny tany Kanaana izay homeko anareo ho fanananareo ianareo, raha asiako fery habokana ny trano anankiray amin’ny tany hanananareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tafiditra any amin’ny tany Kanahàna izay omeko ho fanananareo ianareo ka misy trano hasiako pentina bobongolo eo amin’ny tany fanananareo,
Malagasy Bible 1865
Rehefa tonga any amin'ny tany Kanana izay omeko ho taninareo ianareo, ka misy trano hasiako habokana amin'ny tany fanananareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any amin’ny tany Kanana izay omeko ho taninareo ianareo, raha misy trano hasiako lomotra amin’ny tany fanananareo,
malagasy
Rehefa tonga any amin'ny tany Kanana izay omeko ho taninareo ianareo, ka misy trano hasiako habokana amin'ny tany fanananareo,