Leviticus 14:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia handeha ny tompon-trano hilaza amin’ny mpisorona hoe: Toa misy aretina miseho ao amin’ny tranoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handeha hilaza izany amin’ny mpisorona, ny tompon’ilay trano, hanao hoe: Hitako misy tahaka ny fery habokana ao amin’ny tranoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia handeha ny tompontrano hilaza izany amin’ny mpisorona ka hanao hoe: ‹Toa hitako misy pentina miseho ao amin’ny tranoko.›
Malagasy Bible 1865
dia handeha ny tompon-trano ka hilaza amin'ny mpisorona hoe: Toa misy aretina miseho ao amin'ny tranoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia handeha ny tompon-trano hilaza amin’ny mpisorona hoe: Toa misy aretina miseho ao amin’ny tranoko.
malagasy
dia handeha ny tompon-trano ka hilaza amin'ny mpisorona hoe: Toa misy aretina miseho ao amin'ny tranoko.