Leviticus 14:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hasain’ny mpisorona hesorina aloha ny entana ao an-trano mandra-piaviny hizaha ny aretina mba tsy hahalotoan’ny zavatra rehetra ao an-trano. Rehefa vita izany dia ho avy ny mpisorona hizaha ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alohan’ny hidiran’ny mpisorona ao hizaha ilay fery dia hasainy foanany aloha ny trano mba tsy haloto izay zavatra rehetra ao, vao hiditra hizaha ny trano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alohan’ny hidiran’ny mpisorona hizaha ilay pentina, dia hasainy hesorina avokoa ny entana ao an-trano, mba tsy hisy zavatra haloto amin’ireo entana ireo; izay vao hiditra ny mpisorona mba hizaha ilay trano.
Malagasy Bible 1865
Dia hasain'ny mpisorona hesorina aloha ny entana ao an-trano mandra-pihaviny hizaha ny aretina, mba tsy hahalotoan'ny zavatra rehetra ao an-trano; ary rehefa vita izany, dia ho avy ny mpisorona hizaha ny trano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hasain’ny mpisorona hesorina aloha ny entana ao an-trano mandra-piaviny hizaha ny aretina mba tsy hahalotoan’ny zavatra rehetra ao an-trano. Rehefa vita izany dia ho avy ny mpisorona hizaha ny trano.
malagasy