Leviticus 14:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahany ny aretina, koa raha hitany fa mihady eo amin’ny rindrin’ny trano izany ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin’ny rindrin-trano no fijeriny azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hozahan’ny mpisorona ilay fery, ka raha hitany fa misy lavaka maitsomaitso na menamena izay toa tafalentika amin’ny rindrina, ao amin’ny fery, eo amin’ny rindrin-trano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voazahany kosa ny pentina, ka hitany fa mihady lavaka maitsomaitso na menamena eo amin’ny rindrina,
Malagasy Bible 1865
ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa mihady eo amin'ny rindrin'ny trano izy ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin'ny rindrin-trano no fijeriny azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahany ny aretina, koa raha hitany fa mihady eo amin’ny rindrin’ny trano izany ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin’ny rindrin-trano no fijeriny azy
malagasy
ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa mihady eo amin'ny rindrin'ny trano izy ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin'ny rindrin-trano no fijeriny azy,