Leviticus 14:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hidìna tsy hivoha hafitoana ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hivoaka ny trano ny mpisorona hatreo am-baravarana ka asainy hidiana ny trano, mandritra ny hafitoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hivoaka ny trano hihoatra ny tokonam-baravarana izy mpisorona ka hanidy ny trano tsy hivoha mandritra ny fito andro.
Malagasy Bible 1865
dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hanidy ny trano tsy hivoha hafitoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hidìna tsy hivoha hafitoana ny trano.
malagasy
dia hivoaka ho eo am-baravarana ny mpisorona ka hanidy ny trano tsy hivoha hafitoana.