Leviticus 14:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahafito dia hiverina ny mpisorona ka hozahany ny aretina, ary raha hitany fa niitatra teo amin’ny rindrin’ny trano izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahafito hiverina ao indray ny mpisorona. Raha hitany fa nanitatra eo amin’ny rindrin-trano ny fery:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fahafito no hiverina ao indray ny mpisorona mba hizaha ny trano; raha hitany fa manitatra eo amin’ny rindrina ilay pentina,
Malagasy Bible 1865
Ary hiverina ny mpisorona amin'ny andro fahafito, ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa nanitatra teo amin'ny rindrin'ny trano izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahafito dia hiverina ny mpisorona ka hozahany ny aretina, ary raha hitany fa niitatra teo amin’ny rindrin’ny trano izany
malagasy
Ary hiverina ny mpisorona amin'ny andro fahafito, ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa nanitatra teo amin'ny rindrin'ny trano izy,