Leviticus 14:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia vorona roa velona sady madio miaraka amin’ny hazo sedera sy lamba jaky ary rantsana hisopa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hodidian’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina ny vorona roa velona sady madio, ny hazo sedera, ny lamba mena antitra, ary ny hisopa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia vorona anankiroa velona sady madio sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisôpa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina.
Malagasy Bible 1865
dia vorona roa velona sady madio sy hazo sedera sy jaky ary hysopa no hasain'ny mpisorona ho an'ilay hodiovina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia vorona roa velona sady madio miaraka amin’ny hazo sedera sy lamba jaky ary rantsana hisopa* no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina,
malagasy
dia vorona roa velona sady madio sy hazo sedera sy jaky ary hysopa no hasain'ny mpisorona ho an'ilay hodiovina;