Leviticus 14:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hasain’ny mpisorona hesorina ireo vato izay misy ny aretina ka hariana amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vato voan’ny fery hasainy esorina hariana any ivelan’ny tanàna, amin’ny toerana maloto;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hasainy hesorina ireo vato misy izany, ka hariana amin’izay toerana maloto fanariana azy any ivelan’ny tanàna;
Malagasy Bible 1865
dia hasain'ny mpisorona hesorina ny vato izay misy azy ka hariana amin'izay fitoerana maloto eo ivelan'ny tanàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hasain’ny mpisorona hesorina ireo vato izay misy ny aretina ka hariana amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
malagasy
dia hasain'ny mpisorona hesorina ny vato izay misy azy ka hariana amin'izay fitoerana maloto eo ivelan'ny tanàna;