Leviticus 14:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasainy ho kikisana koa ny aty trano rehetra ary ny kikiny dia hariana amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ati-trano manontolo hasainy kikisana, hariana any ivelan’ny tanàna amin’ny toerana maloto ny vovoka rehetra voakiky;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hasainy hokikisana ny ati-drano manontolo, ka tany voakiky dia hariana koa amin’ilay toerana maloto fanariana azy any ivelan’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
dia hasainy hokikisana ny ati-trano rehetra, ary ny kikiny dia harian'ny olona amin'izay fitoerana maloto eny ivelan'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasainy ho kikisana koa ny aty trano rehetra ary ny kikiny dia hariana amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
malagasy
dia hasainy hokikisana ny ati-trano rehetra, ary ny kikiny dia harian'ny olona amin'izay fitoerana maloto eny ivelan'ny tanàna.