Leviticus 14:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haka vato hafa ny olona hasolo ny vato teo; haka feta koa izy ka handalotra ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary vato hafa no halaina hasolo ilay teo, ary feta hafa no halaina handalorana ny trano indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vato hafa kosa no halaina hasolo ilay teo, ary feta hafa no halaina handalorana ny trano indray.
Malagasy Bible 1865
Ary dia haka vato hafa kosa ny olona, ka hasolony ny vato teo; ary haka feta koa izy ka handalotra ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haka vato hafa ny olona hasolo ny vato teo; haka feta koa izy ka handalotra ny trano.
malagasy
Ary dia haka vato hafa kosa ny olona, ka hasolony ny vato teo; ary haka feta koa izy ka handalotra ny trano.