Leviticus 14:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha toa ka miseho indray ny aretina ka mifariparitra eo amin’ny trano rehefa nesorina ny vato sady voakiky sy voalalotra ny trano
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mipoitra ao amin’ny trano indray ny fery atỳ aorian’ny nanesorana ny vato sy ny nikikisana amana nandalorana ny trano, dia hiverina hizaha azy indray ny mpisorona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha tàhiny mipoitra eo amin’ny trano indray ny pentina bobongolo, tatỳ aorian’ny nanesorana ireo vato ireo sy nikikisana ny rindrina ary nandalorana azy indray,
Malagasy Bible 1865
Fa raha tàhiny miseho indray ny aretina ka mifariparitra eo amin'ny trano, rehefa voaisotra ny vato, ary rehefa voakiky sady voalalotra ny trano,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha toa ka miseho indray ny aretina ka mifariparitra eo amin’ny trano rehefa nesorina ny vato sady voakiky sy voalalotra ny trano
malagasy
Fa raha tàhiny miseho indray ny aretina ka mifariparitra eo amin'ny trano, rehefa voaisotra ny vato, ary rehefa voakiky sady voalalotra ny trano,