Leviticus 14:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho tonga ny mpisorona hizaha, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny trano ny aretina dia tena toy ny habokana eo amin’ny trano izany ka maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha nanitatra ao amin’ny trano ny fery dia habokana ratsy amin’ny trano izany, ka maloto izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho tonga ny mpisorona mba hizaha ilay trano. Raha hitany fa nanitatra tokoa ny pentina, dia bobongolo raiki-tampisaka, ka maloto ilay trano.
Malagasy Bible 1865
ary tonga ny mpisorona ka mizaha, ary hitany fa nanitatra teo amin'ny trano ny aretina, dia habokana mafy eo amin'ny trano izany, ka dia maloto izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho tonga ny mpisorona hizaha, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny trano ny aretina dia tena toy ny habokana eo amin’ny trano izany ka maloto.
malagasy
ary tonga ny mpisorona ka mizaha, ary hitany fa nanitatra teo amin'ny trano ny aretina, dia habokana mafy eo amin'ny trano izany, ka dia maloto izy.