Leviticus 14:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia horavana ny trano, izany hoe ny vato sy ny hazo ary ny lalotra rehetra ka hoentina any amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horavana ny trano, ny vato, ny hazo, ny lalotra rehetra amin’ny trano, dia hoentina any ivelan’ny tanàna avokoa, amin’ny toerana maloto, izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary horavana izany, dia ny vato mbamin’ny hazo ary ny lalotra manontolo ka hoentina ireo rehetra ireo ho amin’ilay toerana maloto fanariana azy any ivelan’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary horavana ny trano, dia ny vato sy ny hazo ary ny lalotra rehetra, ka ho entina ho amin'izay fitoerana maloto eny ivelan'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia horavana ny trano, izany hoe ny vato sy ny hazo ary ny lalotra rehetra ka hoentina any amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna.
malagasy
Ary horavana ny trano, dia ny vato sy ny hazo ary ny lalotra rehetra, ka ho entina ho amin'izay fitoerana maloto eny ivelan'ny tanàna.