Leviticus 14:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay miditra ao amin’izany trano izany amin’ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay niditra tao an-trano mandritra ny fotoana nilazana azy hoe mihidy, dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay miditra ao amin’izany trano izany mandritra ny fe-potoana manontolo ilazana azy hoe hihidiany, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy Bible 1865
Ary izay miditra ao amin'izany trano izany amin'ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan'ny andro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay miditra ao amin’izany trano izany amin’ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
malagasy
Ary izay miditra ao amin'izany trano izany amin'ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan'ny andro;