Leviticus 14:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mandry ao koa dia hanasa ny fitafiany ary izay misakafo ao dia hanasa ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nandry tao an-trano hanasa ny fitafiany, izay nihinana tao an-trano hanasa ny fitafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mandry ao na misakafo ao dia samy hanasa ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
ary izay mandry ao dia hanasa ny fitafiany; ary izay mihinana ao dia hanasa ny fitafiany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mandry ao koa dia hanasa ny fitafiany ary izay misakafo ao dia hanasa ny fitafiany.
malagasy
ary izay mandry ao dia hanasa ny fitafiany; ary izay mihinana ao dia hanasa ny fitafiany koa.