Leviticus 14:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haka vorona roa sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisopa izy hanadiovana ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no halainy ho fanadiovana ny trano: vorona roa, hazo sedera, lamba mena antitra ary hisopa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mba hanadiovana ny trano, dia ireto avy no zavatra hampanalain’ny mpisorona: vorona roa, hazo sedera, lamba jaky ary rantsana hisôpa.
Malagasy Bible 1865
Ary haka vorona roa sy hazo sedera sy jaky ary hysopa izy hanadiovana ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haka vorona roa sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisopa* izy hanadiovana ny trano.
malagasy
Ary haka vorona roa sy hazo sedera sy jaky ary hysopa izy hanadiovana ny trano.