Leviticus 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ny vorona iray dia hasainy hovonoina eo ambonin’ny vilany tany izay misy rano, eo ambonin’ny rano mandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray amin’ireo vorona no hasain’ny mpisorona vonoina eo ambony vilany tany misy rano avy amin’ny rano velona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vorona anankiray dia hampamonoin’ny mpisorona eo ambony vilany tanimanga nasiana rano avy amina loharano;
Malagasy Bible 1865
Ary hasainy hovonoina ny vorona anankiray eo ambonin'ny vilany tany izay misy rano nalaina tamin'ny rano mandeha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ny vorona iray dia hasainy hovonoina eo ambonin’ny vilany tany izay misy rano, eo ambonin’ny rano mandeha.
malagasy
Ary hasainy hovonoina ny vorona anankiray eo ambonin'ny vilany tany izay misy rano nalaina tamin'ny rano mandeha;