Leviticus 14:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovonoiny eo ambonin’ny vilany tany eo ambonin’ny rano mandeha ilay vorona iray;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hovonoiny eo ambony vilany tany, ambony rano velona, ny vorona iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vorona anankiray dia hovonoiny eo ambony vilany tanimanga nasiana rano avy amina loharano.
Malagasy Bible 1865
Dia hovonoiny eo ambonin'ny vilany tany izay misy rano nalaina tamin'ny rano mandeha ny vorona anankiray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovonoiny eo ambonin’ny vilany tany eo ambonin’ny rano mandeha ilay vorona iray;
malagasy
Dia hovonoiny eo ambonin'ny vilany tany izay misy rano nalaina tamin'ny rano mandeha ny vorona anankiray;