Leviticus 14:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanadio ny trano amin’ny ran’ny vorona sy amin’ny rano mandeha sy amin’ny vorona velona sy amin’ny hazo sedera sy amin’ny rantsana hisopa ary amin’ny lamba jaky izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia handiovany ny trano ny ran’ilay vorona, ny rano velona, ny vorona velona, ny hazo sedera, ny hisopa, ny lamba mena antitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ran’ilay vorona, ny rano avy amina loharano, ilay vorona velona, ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky: ireo rehetra ireo no hanadiovan’ny mpisorona izany trano izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hanadio ny trano amin'ny ran'ny vorona izy sy amin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha sy amin'ny vorona velona sy amin'ny hazo sedera sy amin'ny hysopa ary amin'ny jaky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanadio ny trano amin’ny ran’ny vorona sy amin’ny rano mandeha sy amin’ny vorona velona sy amin’ny hazo sedera sy amin’ny rantsana hisopa ary amin’ny lamba jaky izy.
malagasy
Dia hanadio ny trano amin'ny ran'ny vorona izy sy amin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha sy amin'ny vorona velona sy amin'ny hazo sedera sy amin'ny hysopa ary amin'ny jaky.