Leviticus 14:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary halefany ho any ivelan-tanàna any an-tsaha ilay vorona velona. Toy izany no hanaovana ny fanonerana ho an’ny trano, dia hadio izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.»
Malagasy Bible 1865
Fa hasainy ho entina eny ivelan'ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an'ny trano izy, ka dia hadio izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany.
malagasy
Fa hasainy ho entina eny ivelan'ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an'ny trano izy, ka dia hadio izany.