Leviticus 14:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lalàna ny amin’ny habokana rehetra sy ny be hatina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lalàna momba ny fery habokana, sy ny kimavo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo avy no fepetra momba ny aretin-koditra isan-karazany sy ny kimavo,
Malagasy Bible 1865
Izany no lalàna ny amin'ny habokana rehetra sy ny kongonina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lalàna ny amin’ny habokana rehetra sy ny be hatina,
malagasy
Izany no lalàna ny amin'ny habokana rehetra sy ny kongonina,