Leviticus 14:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny amin’ny bobongolo amin’ny fitafiana sy amin’ny trano
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny habokana amin’ny fitafiana sy ny trano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ny mamontsina sy ny manakopery ary ny pentina fotsy mangirana, na momba ny pentina bobongolo amin’ny fitafiana sy amin’ny trano.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny habokana amin'ny fitafiana sy amin'ny trano,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny amin’ny bobongolo amin’ny fitafiana sy amin’ny trano
malagasy
ary amin'ny habokana amin'ny fitafiana sy amin'ny trano,