Leviticus 14:56 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny amin’ny mamontsina sy ny manakompery ary ny mifaritra fotsy mangirana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mamontsina, ny anakandro, ary ny hodi-potsy.
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny mamontsina sy ny manako-pery ary ny mifaritra fotsy mangirana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny amin’ny mamontsina sy ny manakompery ary ny mifaritra fotsy mangirana,
malagasy
ary ny amin'ny mamontsina sy ny manako-pery ary ny mifaritra fotsy mangirana,hampianatra hahalalana ny andro hahadiovana sy ny andro hahalotoana. Izany no lalàna ny amin'ny habokana.