Leviticus 14:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampianarana ny hoe amin’ny fotoana toy inona no maloto ary amin’ny fotoana toy inona no madio. Izany no lalàna ny amin’ny habokana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hahalalana na maloto na madio ny zavatra anankiray. Izany no lalàna momba ny habokana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fepetra ireo no ahazoana mamantatra hoe maloto na madio ny olona na zavatra anankiray.
Malagasy Bible 1865
hampianatra hahalalana ny andro hahadiovana sy ny andro hahalotoana. Izany no lalàna ny amin'ny habokana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampianarana ny hoe amin’ny fotoana toy inona no maloto ary amin’ny fotoana toy inona no madio. Izany no lalàna ny amin’ny habokana.
malagasy
hampianatra hahalalana ny andro hahadiovana sy ny andro hahalotoana. Izany no lalàna ny amin'ny habokana.