Leviticus 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halainy ny vorona velona, ny hazo sedera, ny lamba jaky ary ny rantsana hisopa miaraka amin’ilay vorona velona, dia hatsobony ao amin’ny ran’ny vorona izay novonoina teo ambonin’ny rano mandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vao halainy ilay vorona sisa velona, ny hazo sedera, ny lamba mena antitra, ary ny hisopa, hatsobony mbamin’ny velona ao amin’ny ran’ilay vorona novonoina eo ambonin’ny rano velona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa halainy kosa ny vorona faharoa, ka hatsobony miaraka amin’ny hazo sedera sy ny lamba jaky ary ny rantsana hisôpa ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina.
Malagasy Bible 1865
Ary halainy ny vorona velona sy ny hazo sedera sy ny jaky ary ny hysopa, dia hatsobony ireo mbamin'ny vorona velona eo amin'ny ran'ny vorona izay novonoina teo ambonin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halainy ny vorona velona, ny hazo sedera, ny lamba jaky ary ny rantsana hisopa miaraka amin’ilay vorona velona, dia hatsobony ao amin’ny ran’ny vorona izay novonoina teo ambonin’ny rano mandeha.
malagasy