Leviticus 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin’ny habokany ka hambarany fa madio izy ary halefany any an-tsaha ilay vorona velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka fafazany amin’izany impito ilay hodiovina amin’ny habokany, dia holazainy hoe madio izy, ary halefany ho any an-tsaha ilay vorona velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hofafazana impito amin’izany ra izany ilay diovina ho afaka amin’ny aretin-kodiny, ka hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay olona; ary halefany hisidina any an-tsaha ilay vorona velona.
Malagasy Bible 1865
Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin'ny habokany ka hataony hoe madio, ary halefany ny vorona velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin’ny habokany ka hambarany fa madio izy ary halefany any an-tsaha ilay vorona velona.
malagasy
Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin'ny habokany ka hataony hoe madio, ary halefany ny vorona velona.