Leviticus 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mikasika ny zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mikasika ny zavatra natao teo ambaniny, haloto mandra-paharivan’ny andro, ary izay mitondra izany, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mikasika ny zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy