Leviticus 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra voakasiky ny marary mitsika kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tanany tamin’ny rano dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay voakasiky ny marary mitsîka ka tsy nanasa tanana tamin’ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola tsy nanasa tanana ilay lehilahy mitsika no sendra mahakasika olona, dia hanasa fitafiana sy handro io olona io sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra voakasiky ny marary mitsika, kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tànany tamin'ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra voakasiky ny marary mitsika kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tanany tamin’ny rano dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay rehetra voakasiky ny marary mitsika, kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tànany tamin'ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.