Leviticus 15:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovakivakina ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika ary hosasana amin’ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vilany tany rehetra voakasiky ny marary mitsîka, hovakina, ary ny tavy hazo rehetra kosa hosasana amin’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha siny tanimanga na zinga hazo no voakasiky ny lehilahy mitsika, dia hovakîna ny siny tanimanga ary hosasana kosa ny zinga hazo.
Malagasy Bible 1865
Ary hovakivakina ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika; ary hosasana amin'ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovakivakina ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika ary hosasana amin’ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra.
malagasy
Ary hovakivakina ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika; ary hosasana amin'ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra.