Leviticus 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na voromailala roa izy ary hankeo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ka hatolony amin’ny mpisorona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahavalo hitondra domohina roa na vanto-boromahailala roa izy, ka hankeo anatrehan’i Iaveh, eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, ary homeny ny mpisorona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ny andro fahavalo, dia hitondra domohina roa na voromahailala roa izy ka hankeo anatrehan’ny TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, ary hanome ireo vorona ireo amin’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin'ny mpisorona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na voromailala roa izy ary hankeo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ka hatolony amin’ny mpisorona ireo.
malagasy
Ary amin'ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin'ny mpisorona izy.