Leviticus 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miala amin’ny lehilahy ny tsirinainy dia hanasa ny tenany rehetra amin’ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy mandeha rano maloto, dia hampandro amin’ny rano ny tenany manontolo, ary haloto izy mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy mandefa lahinaina tsy nahy amin’ny alina, dia hampandro ny tenany manontolo izy sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha miala amin'ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin'ny rano izy ary haloto mandra-paharivan'ny andro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miala amin’ny lehilahy ny tsirinainy dia hanasa ny tenany rehetra amin’ny rano izy ary haloto mandra-paharivan’ny andro;
malagasy
Ary raha miala amin'ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin'ny rano izy ary haloto mandra-paharivan'ny andro;