Leviticus 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosasana amin’ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra izay nilatsahan’ny tsirinainy; haloto mandra-paharivan’ny andro ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitafiany rehetra sy ny hoditra voakasik’izany koa hosasana amin’ny rano sy haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosasana koa izay fitafiany sy firakotra hoditra voapentina sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
ary hosasana amin'ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra, izay nilatsahan'ny azy; dia haloto mandra-paharivan'ny andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosasana amin’ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra izay nilatsahan’ny tsirinainy; haloto mandra-paharivan’ny andro ireo.
malagasy
ary hosasana amin'ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra, izay nilatsahan'ny azy; dia haloto mandra-paharivan'ny andro izany.