Leviticus 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vehivavy koa dia samy handro amin’ny rano izy roa ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy vehivavy nandry tamin-dehilahy sy niray taminy, dia handro amin’ny rano izy sy ralehilahy, ary haloto izy ireo mandra-paharivan’ny andro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy vehivavy niray tamin-dehilahy, dia samy handro izy roa sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ny vehivavy izay andrian-dehilahy koa, dia samy handro amin'ny rano izy roroa ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vehivavy koa dia samy handro amin’ny rano izy roa ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ny vehivavy izay andrian-dehilahy koa, dia samy handro amin'ny rano izy roroa ary haloto mandra-paharivan'ny andro.