Leviticus 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ary lazao aminy hoe: Ny lehilahy rehetra marary mitsîka, dia maloton’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Izay lehilahy voan’ny aretina misy fitsihana eo amin’ny taovam-pilahiana, dia haloto n’izany fitsihana izany.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany.