Leviticus 15:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra rehetra izay andriany amin’ny andro fahalotoany koa dia haloto ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny zavatra rehetra handriany mandritra ny fotoana ahalotoany dia haloto, ary ny zavatra rehetra hipetrahany dia haloto koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay farafara andrian-dravehivavy io sy zavatra ipetrahany mandritra ny fadimbolany, dia haloto avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zavatra rehetra izay andriany amin'ny andro fahalotoany dia haloto koa; ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra rehetra izay andriany amin’ny andro fahalotoany koa dia haloto ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.
malagasy
Ary ny zavatra rehetra izay andriany amin'ny andro fahalotoany dia haloto koa; ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.