Leviticus 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano izay rehetra mikasika ny fandrianany ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay rehetra hikasika ny fandriany, hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona mikasika io farafara nandriany io na ny toerana nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano izay rehetra mikasika ny fandrianany ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.