Leviticus 15:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany koa dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra hikasika zavatra nipetrahany, hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany koa dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy