Leviticus 15:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ao amin’ny fandrianany izany na eo amin’izay nipetrahany izay voakasik’izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy zavatra eo amin’ny fandriany, na eo amin’ny seza nipetrahany, dia haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nisy zavatra tavela teo amin’ny farafara nandriany na teo amin’ny toerana nipetrahany ka voakasik’olona, dia haloto mandra-paharivan’ny andro io olona io.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ao amin'ny fandriana izany, na ao amin'ny zavatra izay efa nipetrahany, raha nikasika izany izy, dia haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ao amin’ny fandrianany izany na eo amin’izay nipetrahany izay voakasik’izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary raha ao amin'ny fandriana izany, na ao amin'ny zavatra izay efa nipetrahany, raha nikasika izany izy, dia haloto mandra-paharivan'ny andro.