Leviticus 15:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay fandriana andriany mandritra ny andron’ny fahalotoany rehetra dia hataony tahaka ny fandriana maloto noho ny fadimbolany ary izay rehetra ipetrahany koa dia haloto tahaka ny fahalotoany amin’ny fadimbolany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fandriana rehetra handriany mandritra izany fitsîhany izany, ho toy ny fandriana amin’ny fitsîhany isam-bolana ihany; ny zavatra rehetra hipetrahany, haloto toy ny amin’ny fotoan’ny fahalotoany amin’ny fadim-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny farafara izay andrian’io vehivavy io sy ny toerana izay ipetrahany dia haloto, tahaka ny amin’ny fadimbolany.
Malagasy Bible 1865
Ny fandriana rehetra andriany amin'ny andron'ny fahalotoany rehetra dia hataony tahaka ny fandriana nandriany tamin'ny andro fahalotoany; ary izay rehetra ipetrahany dia haloto koa tahaka ny fahalotoany amin'ny fadim-bolany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay fandriana andriany mandritra ny andron’ny fahalotoany rehetra dia hataony tahaka ny fandriana maloto noho ny fadimbolany ary izay rehetra ipetrahany koa dia haloto tahaka ny fahalotoany amin’ny fadimbolany.
malagasy