Leviticus 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto ary hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano izy sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra hikasika izany, haloto ka hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona mahakasika ny farafara nandriany na toerana nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto; ary hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano izy ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto ary hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano izy sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto; ary hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano izy ary haloto mandra-paharivan'ny andro.