Leviticus 15:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa sitrana amin’ny faharariany Ravehivavy dia hiandry hafitoana izy ka rehefa afaka izany vao hadio izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa sitrana amin’ny fitsîhany izy, dia hanisa andro fito aloha, ary rehefa afaka izany dia hadio izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa sitrana amin’ny fitsihany ravehivavy, dia hiandry fito andro izy vao hadio indray.
Malagasy Bible 1865
Fa raha sitrana amin'ny faharariany ravehivavy, dia hiandry hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia hadio izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa sitrana amin’ny faharariany Ravehivavy dia hiandry hafitoana izy ka rehefa afaka izany vao hadio izy.
malagasy
Fa raha sitrana amin'ny faharariany ravehivavy, dia hiandry hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia hadio izy.