Leviticus 15:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahavalo dia haka domohina roa na voromailala roa izy ka hitondra ireo ho eo amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahavalo haka domohina roa izy, na vanto-boromahailala roa, ka hitondra ireo amin’ny mpisorona eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fahavalo, dia haka domohina roa na voromahailala roa izy ka hitondra ireo ho amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro fahavalo dia haka domohina roa na zana-boromailala roa ho azy izy ka hitondra ireo ho eo amin'ny mpisorona, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahavalo dia haka domohina roa na voromailala roa izy ka hitondra ireo ho eo amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Ary amin'ny andro fahavalo dia haka domohina roa na zana-boromailala roa ho azy izy ka hitondra ireo ho eo amin'ny mpisorona, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.