Leviticus 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ho fahalotoany raha marary mitsika izy, na mandeha ny fitsihany na tsy mandeha, dia samy fahalotoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no loto avy amin’ny fitsihany: na mandeha avy amin’ny nofo ny fitsihany, na mijanona ao, dia loto izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na fitsihana mivoaka ivelany na fitsihana mihandrona anaty, dia samy mahatonga azy maloto.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ho fahalotoany raha marary mitsika izy, na mandeha ny fitsihany na tsy mandeha, dia samy fahalotoana izany.
malagasy
Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany.