Leviticus 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny amin’ny mararin’ny fadimbolany, ny amin’ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin’izay mandry amin’ny vehivavy maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy momba ny vehivavy mararin’ny fadim-bolana, mbamin’ny olona rehetra mitsîka, na lahy na vavy, sy ny lehilahy mandry amim-behivavy maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy ny amin’ny vehivavy mararin’ny fadimbolany, ary ny amin’ny lehilahy miray amina vehivavy maloto ara-pivavahana.
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny mararin'ny fadim-bolany, ary ny amin'ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin'izay mandry amin'ny vehivavy maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny amin’ny mararin’ny fadimbolany, ny amin’ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin’izay mandry amin’ny vehivavy maloto.
malagasy
ary ny amin'ny mararin'ny fadim-bolany, ary ny amin'ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin'izay mandry amin'ny vehivavy maloto.