Leviticus 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ny marary mitsika ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haloto avokoa ny fandriana handrian’izay mitsîka, haloto ny zavatra hipetrahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maloto avokoa ny farafara andrian’io lehilahy io ary maloto avokoa ny zavatra ipetrahany.
Malagasy Bible 1865
Maloto ny fandriana rehetra izay andrian'ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ny marary mitsika ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.
malagasy
Maloto ny fandriana rehetra izay andrian'ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.