Leviticus 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mikasika ny fandrianany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mikasika ny fandriany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona mikasika io farafara nandriany io dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mikasika ny fandrianany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay rehetra mikasika ny fandriany, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.