Leviticus 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mipetraka amin’ny zavatra izay efa nipetrahan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mipetraka amin’ny zavatra nipetrahan’ny olona mitsîka, dia hanasa ny fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mipetraka amina zavatra nipetrahan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mipetraka amin'ny zavatra izay efa nipetrahan'ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mipetraka amin’ny zavatra izay efa nipetrahan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay mipetraka amin'ny zavatra izay efa nipetrahan'ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.