Leviticus 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona madio voaroran’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany izy sady handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay olona madio raha voaroran’ny marary mitsîka dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro io olona io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona madio voaroran'ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona madio voaroran’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany izy sady handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary raha misy olona madio voaroran'ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro