Leviticus 15:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haloto avokoa ny lasely nitaingenan’ny marary mitsîka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io.
Malagasy Bible 1865
Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan'ny marary mitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika.
malagasy
Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan'ny marary mitsika.